Tantara mikasika ny Bolivia tamin'ny Aogositra, 2011
Global Voices Amin'ny Teny Aymara: Mitahiry ny Tenin-janatany Ao Anaty Aterineto
Iray amin'ireo vohikala vaovaon'ny Global Voices Lingua no sady voalohany amin'ny tenin-janatany, ny Aymara. Ampiasain'ireo vahoaka mihoatra ny 2 tapitrisa manerana ny Andes, indrindra any Bolivia sy Pero ity tenin-janatany ity, izay anisan'ireo teny ofisialy.