Tantara mikasika ny Bolivia tamin'ny Desambra, 2016
Mihaona Ivelan'ny Aterineto ireo Mpikatroka Nomerika Hampiroborobo Ny Fimaroam-Piteny Antserasera Ao Bolivia

Mahatonga ny firenena hanana kolontsaina sy fiteny isan-karazany ny teny ofisialy miisa 37 ao Bolivia. Na dia izany aza, tsy voatery hita foana ao amin'ny aterineto izany fahasamihafana izany.