· Septambra, 2017

Tantara mikasika ny Bolivia tamin'ny Septambra, 2017

Bolivia: Fifandirana Anaty Aterineto

Nohamafisin'ilay fijoroana vavolombelona tao amin'ny tantara fa nirakitra an-tsary ny zavatra rehetra nitranga taminà fakàntsary ireo cocaleros (mpamboly coca ). Azon'io lahatsary io hamafisina ny momba izay tomponandraikitra tamin'ilay fahafatesana feno herisetra, nefa tena azo antoka fa tsy ho hitan'io lahatsary io mihitsy ny làlana mankany amin'ireo tranonkala toy ny YouTube.

10 Septambra 2017

Shiliana Bilaogera Miresaka Ny Korontana Ao Bolivia

Resaka tsy fifankahazoan-kevitra goavana tsy voavahan'ny governemanta sy ny mpanohitra mba hahatakarana ny fomba fisainan'ny andaniny sy ny ankilany no fototry ny toedraharaha mahatsiravina .... mahatonga ny firenena ho tavela toy ny mpangataka mitorevaka eo ambony volamena mivangongo.

05 Septambra 2017