Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Avrily, 2014

Tantara mikasika ny Bolivia tamin'ny Avrily, 2014

Horohorontany Mafy Nanozongozona An'i Shily Sy Pero

Nolazain'ireo mpisera amin'ny Twitter fa rava ny fotodrafitrasa momba ny antso amin'ny finday ary tapaka ny jiro any amin'ny faritra maro any Pero.