· Aogositra, 2018

Tantara mikasika ny Bolivia tamin'ny Aogositra, 2018

Tambajotram-blaogy vaovao : Izao tontolo izao araka ny fiheveran'i neny

  06 Aogositra 2018

Niaraka niasa tamin'ilay kanadiana Catherine Connors, antsoina koa hoe Her Bad Mother izahay mba hanontaniana ireo reny mpitoraka blaogy mikasika ilay lohahevitra ary hankahery azy ireo hamorona tambajotran-tserasera eo anivon'izy ireo. Hatreto aloha, blaogera 85 avy amin'ny firenena 26 no namaly anay, fa mbola mitady betsaka kokoa noho izany izahay.