Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Jolay, 2018

Tantara mikasika ny Bolivia tamin'ny Jolay, 2018

Ny herinandro tao amin'ny bilaogy Boliviana

Ao anatin'ny krizy ara-toekarena henjana ny Lloyd Aereo Boliviano (LAB), zotra an'habakabaky ny firenena efa nanangonana renivola, izay mety manamarika ny fialan'ain'ny zotra an'habakabaka faharoa ela velona indrindra manerantany.

Ireo noresahan'ny bilaogy Boliviana

Mila porofo ve hoe vondrom-piarahamonina tsy mitsaha-mitombo ny tontolon'ny bilaogy Boliviana? Tamin'ny mailaka vao haingana ho an'ny bilaogy Boliviana listserv, nanambara ny fanambadiany atsy ho atsy sy ny andraikitra lehibe horaisin'ny bilaogy amin'ny andro malaza i Sebastian Molina, iray amin'ireo atidoha nikotroka ny andian-bilaogy Mundo Al Revés.

Bolivia: Faniriana sy Fitoniana tamin'ny fetin'ny fahaleovantena

Nanamarika ny faha-182 taonan'ny fahaleovantenan'ny Repoblikan'i Bolivia ny 6 Aogositra. Nomarihana tamin'ny fombafomba sy fetin'olom-pirenena mahazatra ny fotoana. Nirary tsingerintaona ho an'ny firenen'izy ireo ny bilaogera, fa ny hafa kosa naniry zavatra lehibe kokoa. Fotoana hisaintsainana ny fanantenan'izy ireo ho an'ny firenen'izy ireo ihany koa izany.

Bolivia: Obeliska simenitra sy balaonina feno rano mangatsiaka

Tanàna sy tanàn-dehibe maro no tao an-tsain'ireo bilaogera Boliviana vitsivitsy tamin'ity herinandro ity. Tamin'ny volana desambra 2006, nanakodia ny karipetra mena ny tanànan'i Cochabamba ary nampiantrano fihaonambe ho an'ireo filoham-pirenena Amerikana.