Tantara mikasika ny Mpitsoa-ponenana tamin'ny Oktobra, 2018
Fitetezana Blaogy Libiana: 26 Oktobra- Ny Andro Mainty sy ny Filankevitry ny Filaminana
Nahoana no antsoina hoe ''Andro Fisaonana'' na ''Andro Mainty'' ny 26 Oktobra any Libia ary ahoana no hankalazana ny fahatsiarovana izany? Ao anatin'ity lahatsoratra nosoratan'i Fozia Mohamed ity no milaza amintsika bebe kokoa mikasika izany tranga izany ireo blaogera Libiana.
Pakistana : Misokatra ny fihazàna mba hahitàna an'i Baituallah Mehsud
Nampangaina ho namono ilay Praiminisitra teo aloha, i Benazir Bhutto i Mehsud, ilay lehilahy karohina fatratra ao Pakistana. Tomponandraikitra tamin'ny fanafihana ilay akademian'ny polisy tao Lahore ihany koa izy ary ahiana ho tomponandraikitra tamin'ny fanafihana maro samihafa mitovy amin'izany. 50 tapitrisa roupia no atolotra izay hahita azy.
Armenia: Straight mankany an-tanàna
(2012) Miaraka amin'ny tahan'ny Harinkarena faobe isan-taona izay tombanana ho $5,400 eo fotsiny tamin'ny 2011, iray amin'ireo firenena mahantra indrindra tao amin'ny Firaisana Sovietika taloha i Armenia. Tena azo tsapaintànana ny toedraharaha ho an'ireo tanàna ao amin'ilay firenena lavitra andriana, fa manantena ny hanova izany rehetra izany ny diplaomaty iray.
Libanona: Fanontaniana Azo Ambara Ho Tsy Politika
Inona no hanintsika? Nahoana ireo bankintsika no miroborobo? Iza no mandraoka an'ireo baomba miparitadritaka? Ahoana no hanampian'i Brezila amin'ny fanodinana ireo fako libaney? Nankaiza ireo ankizy izay voafandrika teny anelanelan'ireo tifitry ny andaniny sy ankilany nateraky ny ady? Ary mozika kely koa. Ireo no fanontaniana vitsivitsy izay ahitàna valiny any...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...