Tantara mikasika ny Mpitsoa-ponenana tamin'ny Jolay, 2008
Palestina: Vono olona sa horohoro mandripaka?
Ny arabo irery ihany no mpampihorohoro … no vakin’ny lohahevitra ao amin’ny bloagy live from occupied palestine. Ny mpitoraka blaogy dia mindrana ny pejy voalohany mivandravandra (La Une) avy amin’ireo...
Palestina : Nomena loka, avy eo nampijaliana ny mpanao gazety Mohammed Omer
I Mohammed Omer dia mpanao gazety mbola herotrerony avy o Rafah, any Gaza. Vao herinandro maromaro lasa izao dia nahazo ny loka “Martha Gellhorn Award” izy noho ny fanadihadiana nataony...