Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Marsa, 2017

Tantara mikasika ny Mpitsoa-ponenana tamin'ny Marsa, 2017

30 Marsa 2017

Hong Kong : Ny Worker News Izay Namaky Bantsilana Ireo Anganongano Momba Ireo Mpitsoa-Ponenana No Nahazo Ny Loka

"Tao anatin'ny taona vitsy, dia niroborobo ny fitsaratsaràm-poana ataon'ny fiarahamonina any Hong Kong ireo olona avy any amin'ny firenena hafa."

02 Marsa 2017

Miady ny Ady Tsara: Mihantsy ilay Didim-panjakana Navoakan'i Trump Ireo Mpiaro ny Zon'ny Mpifindramonina

Ny Tetezana - The Bridge

Any amin'ireo seranam-piaramanidina sy biraon'ny mpisolovava manerana an'i Etazonia, nahita kianja iraisany ireo mpisolovava sy mpikatroka mafàna fo eny ifotony, hiarahany mitolona manohitra ny didim-panjakàna momba ny fifindràmonina navoakan'ny Filoha Trump .

Izao No Ataon'Ireo Mpitsoa-ponenana Eo Am-piandrasana Ny Hidirany ao Etazonia

Ao anelanelan'ireo resaka mikasika ny fampiatoan'i Trump ny fanomezana toerana ireo mpitsoa-ponenana, mbola mitohy miditra ihany ireo sasany mila izany.