Tantara mikasika ny Mpitsoa-ponenana tamin'ny Aogositra, 2018
Fananganana eo Ambony Sisam-paharavàna – Sy Ny Tantara Mampitebiteby – Anaty Alan'i Calais
"Nefa mampanontany raha antony anaovana ilay asa ny ho fiarovana ny zavamanan'aina eo an-toerana [...] na sao izy io fikasàna iray vaovao fotsiny hanalàna ireo mpifindramonina tsy ho eo amin'ireo toerana niainany intsony."
Nameno ny aterineto ny mpisera tamin'ny fanohanana ireo niharam-boina tamin'ny oram-batravatra tany Kerala, India
"Nanao ezaka fiaraha-miasa i Kerala ... handresena ny tondra-drano mahatsiravina. Na izany aza ... niezaka nisompatra izany ezaka goavana izany ny sasany tamin'ny fampahalalam-baovao diso amin'ny endrika hafatra sandoka tao amin'ny media sosialy."
Fanavaozana avy ao Ogandà: resaka fandriampahalemana, fampihavanana, ary filoha tezitra
Tamin'ny herinandro lasa teo, nitondra ireo mpikomy avy tao amin'ny LRA hivory tamin'ny voalohan'ny volana Desambra ho ao amin'ireo toerana roa fivoriana ao atsimon'i Sodàna ilay fanavaozana indray ny fampitsaharana fifampitifirana.
Safa, 30 taona, Mananotena, Mitantara Amintsika Ny Fifindrany Monina Tao Siria
"Tadidionareo ny tantarako. Safa no anarako ary 30 izao no nahaterahako. Noroahana niala tamin'ny fonenanay izaho sy ireo zanako telo. Irery aho ankehitriny, malahelo ary ketraka."