Tantara mikasika ny Mpitsoa-ponenana tamin'ny Jolay, 2015
Hanihany, Loko sy Photoshop Hanovan'ny Hongroà Ireo Hafatra an-Takelaby Tsy Tia Fifindramonina Ataon'ny Governemanta
Nanangana afisy goavana manerana ny firenena feno fankahalana vahiny ny Fidesz mitantana ny governemanta. Mamaly ireny hafatra tsy tia fifindramonina ireny ao anatin'ny fihaikana mahay mamorona ny Hongroà.