Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Febroary, 2019

Tantara mikasika ny Mpitsoa-ponenana tamin'ny Febroary, 2019

08 Febroary 2019

Ireo Syriana mialokaloka ao Libanona miatrika tafiotran-dranomandry mahery vaika sy fepetra tsy manaja ny mahaolona any an-toby

"Marary ny olona. Feno rano na aiza na aiza. Tsy afa-matory izahay amin'ny alina. Efa toy izany telo andro izay. Mipetraka izahay amin'ny alina, manaramaso ny ankizy nefa tsy afa-manao na inona na inona ho azy ireo."

Gresy: Niteraka fanovana ny herisetran'ny polisy amin'ireo vehivavy mpifindra monina

Nikorontana noho ny fanagadrana mpifindra monina fahatany sy ny tolotra fanehoan-kevitra karamain'ny governemanta sosialista vaovao hatramin'izao mba hanaja ny fahavononany hanova ny polisy i Gresy.