Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Jona, 2019

Tantara mikasika ny Mpitsoa-ponenana tamin'ny Jona, 2019

27 Jona 2019

Ity herinandro ity tao amin'ny tontolon'ny blaogy Syriana

Blaogera maro indray no niresaka mikasika ny lohahevitra maro tao amin'ny tontolon'ny blaogy Syriana.

20 Jona 2019

Ity herinandro ity tao amin'ny bilaogy Palestiniana : Oran-dohataona

Hetsi-panoherana am-pilaminana hafa nivadika ho korontana ny herinandron'ny 11 Aogositra...nitifitra mpanao fihetsiketsehana tamin'ny bala fingotra sy baomba mankarenina ireo miaramila Israeliana. Nitatitra ny International Solitary Movement hoe efatra ambinifolo ny olona naratra, nisy Israeliana iray mpikatroka mafana fo . Ny Bethlehem Bloggers no nahazo fampitam-baovao voalohany avy amin'ilay mafana fo...

09 Jona 2019

‘Rava avokoa ny zavatra rehetra’ : Tatitra an-tsary ny faharavàna ao amin'ny tanànan'i Marawi ao Filipina

"Na teo aza ny halehiben'ny faharavàna, azo ambara ho tsy mbola nisy fanesorana natao na kely aza. Trano fonenana sy trano fiasàna goavana, kianja, eglizy sy maoske, voadaroka baomba: rava avokoa ny zavatra rehetra.."