Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Aogositra, 2008

Tantara mikasika ny Mpitsoa-ponenana tamin'ny Aogositra, 2008

14 Aogositra 2008

Niteraka resa-be ilay horonan-tsary nahitana Kolombiana nanafika fianankaviana iray tany Shily

Voamarina fa mpifindra-monina Kolombiana 10 nanafika fianankaviana avy ao Però avy namonjy fety tao Iquique (any Shily) tamin'ny 3 Aogositra 2008 lasa teo no hita tamin'ny horonan-tsary iray nalaina tamin'ny finday. Araka io horonan-tsary io ihany dia vato sy kibay no nampiasain'izy ireo nidarohana ilay fianankaviana, ary tsy nahatsiaro tena...

Zeorizia, Rosia: Tsy maharo ny siviliny ny fitondrana

Vao tafaverina rehefa nihitsoka tany Zeorizia ny manao gazety Okiraniana Ihor Lutsenko – mampiasa ny anarana LJ igordaily – Ity eto ambany ity ny nosoratany tao amin'ny bolongany (UKR): […] It was difficult to get back. Many of our journalists got stuck there, because there are no return tickets, and...