Tantara mikasika ny Mpitsoa-ponenana tamin'ny Febroary, 2016
Fanakatonana Tampoka Ny Sisintany Nampihitsoka Afghana Mpitsoa-Ponenana An'Arivony Ao Gresy
Ao Idomeni, tanàna kely iray manasaraka an'i Gresy sy i Makedonia, dia pasipaoro iray ihany no hany fanantenana ahafana miampita.
Aqeela Asifi: Mpampianatra iray Manohy Mitolona Any An-tSesitany
Alaivo sary ao an-tsaina ny hoe mpampianatra iray, 23 taona, ao aminà toby kely iray misy ireo mpitsoaponenana Afgàna, ary avy eo, indray andro, nahalàla fa Stephen Hawking mihitsy no nidera anao sy ny asanao
Gazety Iraniàna Manangona Ireo Fanararaotana Sy Fitondra Tsy Mendrika Atao Amin'ny Ankizy Afgàna Any An-tsekoly
“Tsy misy mihitsy torolàlana ofisialy manome alàlana ny herisetra ara-bàtana atao amin'ireo Afgàna mpianatra. Ny fomba fijerin'ny fiarahamonina no olana”
Fantaro I Fish, Mponina Ao Amin'ny Tobim-Pialokalofana Lehibe Indrindra Eto An-Tany
Rehefa 23 taona tao amin'ny tobin'i Dadaab, dia nandositra tao i Abdullah "Fish" Hassan noho ny herisetra, saingy mbola mpialokaloka ao ny zananivavy.
Tsy Ny Fanagiazana Ny Firavaka Ihany No Fiovàna Mahatsiravina Amin'ny Politikan'i Danemark Momba Ireo Mpitsoaponenana
Lazain'ilay lalàna fa tsy maintsy miandry telo taona ankehitriny ireo mpangataka fialokalofana vao afaka mameno antontan-taratasy ahafahan'ny vady aman-janak'izy ireo manatona azy, izay mety hanitsakitsaka tanteraka ny fifanarahana iraisampirenena nosoniavin'i Danemark
Vonona Hihaona Amin'ny Kintan'ny Baolina Fandaka I Murtaza Ilay Afghan Dimy Taona
"Tsy manana faniriana manokana izahay fa ny antenainay dia ny ahafahan'ny zanakay hanana hoavy tsaratsara kokoa."