Tantara mikasika ny Mpitsoa-ponenana tamin'ny Janoary, 2011
Gresy: Monomonona manoloana ny tetikasa fananganana fefy sy ny fandroahana mpifindra monina
Ny harivan'ny andro niandrasana ny taona vaovao dia niteraka fanehoan-kevitra kahery vaika ny fanambarana nataon'ny ministra Grika ho Fiarovana ny olom-pirenena, Christos Papoutsis, mikasika ny tsy fsisian'ny indrafo ao anatin'ny politikan'ny governemantany amin'ny resaka fifindra-monina.