Tantara mikasika ny Mpitsoa-ponenana tamin'ny Novambra, 2016
Ho Tanterahan'i Pakistàna Ve Ny Fandrahonany Handroaka Afghana Mpitsoa-ponenana 2,5 tapitrisa ?
Taorian'ny folo taona niaraha-niaina, milaza i Islamabad fa tsy afaka intsony hampiantrano ireo mpitsoa-ponenana avy amin'ny mpifanila vodirindrina aminy triarin'ny ady izy.
Sarimiaina Efatra Mandala Ny Fifandeferana Ara-pivavahana Sy Ny Fiarovana Ny Ankizy Mpitsoa-ponenana ao Myanmar
Nisy fifandonana tsindraindray teo amin'ireo Bodista nasionalista sy ny vondrona miozolomana vitsy an'isa tao amin'ny vondrom-piarahamonina maro, indrindra fa tany amin'ny faritra andrefan'ny firenena.
Tànana Mitsotra sy Lolo No Andraisan'ireo Mponin'i Melbourne ireo Siriana Mpitsoaponenana
"Ireo lolonay dia fampahatsiahivana fa na dia fihetsika bitika aza dia mety hisy fiantraikany lavitra/goavana be."
Mpitady Fialokalofana Tonga Avy Any An-dranomasina: Fandraràna Tsy Hahazo Fahazoandàlana Mandrakizay No Vinavinain'ny Governemanta Aostraliana
"Fanesoana ny lalàna iraisampirenena ny fandraràna ireo mpitsoaponenana tsy hahazo mandrakizay ny fahazoandàlana hiditra an'i Aostralia. Izany no zavatra jadona indrindra tsy mbola reko hatrizay."
Tian'ity Syriana Mpitsoa-ponenana ao Etazonia Ity Ho Fantatry Ny Amerikana Ireo Dingam-Panadihadiana Nandalovany Vao Nahafahany Nonina Tao Amin'ny Firenen-dry Zareo
Mandray mpitsoa-ponenana Syriana marobe ny tanànan'i Boise, Idaho: 122 hatramin'izao tamin'ity taona ity. Voalohany tamin'izany i Asmaa Albukaie tonga tamin'ny volana Novambra 2014.