Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Jolay, 2019

Tantara mikasika ny Mpitsoa-ponenana tamin'ny Jolay, 2019

04 Jolay 2019

Breziliana “mpifindra-monina tsy manana taratasy” lasa “solombavambahoaka ao Espaina”

Vokatry ny fikatrohana ara-tsosialy an-taonany maro teo anivon'ny antoko sy ny asany ho an'ny fiarovana ny zon'olombelona ao Katalona no anton'ny fanendrena an'i Dantas teo amin'ity toerana ity.