Tantara mikasika ny Mpitsoa-ponenana tamin'ny Mey, 2017
Ho An'ireo Mpitsoaponenana ao Seattle, Ny Fiakaran'ny Hofantrano dia Midika Fa Tsy Mifarana Ny Fitadiavana Trano
Satria misondrotra ny hofantrano ao Seattle, any amin'ny morontsiraka andrefan'i Etazonia, miatrika ny tena zava-mahatahotra azy ireo Kôngôley mpitsoaponenana: ny ho lasa tsy manan-kialofana.
Nahoana no Niara-niròna tao Amin'ny Sisintany Amerikana Ireo Mpitady Fialokalofana Miisa 78, Na dia Mety Holavina Aza Ny Fangatahan'izy ireo
Ny harivan'ny 7 Mey 2017, mpifindramonina Nikaragoàna, Salvadaoriana, Goatemalteka sy Haondiorana enimpolo mahery no tonga tao amin'ny sisiny avaratr'i Tijuana mba hangataka fialokalofana faobe ao amin'ny Vavahadin'ny Seranantsambo San Ysidro ao California.
Sehatra Nanampy Ireo Mpifindra-monina An'arivony Hifandray Amin'ny Fianakaviany
Manerantany, tombanana ho 65 tapitrisa eo ireo olona voatery nandositra ny tanindrazan'izy ireo noho ny antony samihafa. Ity sehatra ity dia mikendry hampifandray ireo fianakaviana tafasaraka.
Amerikana Mpianatra Lalàna Manampy Ireo Mpitady Fialokalofana, Nentanin'ny Tantaran'ny Fianakaviany Manokana
"Ny ankamaroan'ny zavatra hitanao amin'ny mpianatra rehetra, dia misy ny tranga tsy hita maso tamin'ny lasanao ka mitarika anao hanao karazana hetsika, na tsikaritrao izany na tsia",
Breziliana Mpanao Graffiti sy Tanora Syriana Miara-Mandoko Ny Rindrin'ny Tobin'ny Mpitsoa-ponenana
Miara miasa mandoko ny "rindrin'ny sekoly ao amin'ny Tobin'ny mpitsoa-ponenana" ao amin'ny Lemaka Beqaa ao Libanona sy ny rindrin'ny fanantenana maromaro ao Syria ny Breziliana iray sy ny Syriana vitsivitsy.