Tantara mikasika ny Mpitsoa-ponenana tamin'ny Marsa, 2011
Japana: Bitsika Vonjy Taitra Ho an'Ireo Ray Aman-dReny Mpialokaloka
Raha mbola mampanahy mafy ny toe-draharaha ao amin'ilay toby nokleary ao Fukushima Daiichi [en] ary mampitandry ny amin'ny fisian'ny taratra maheryvaika avy amin'ny iodine sy cesium zava-maniry sy ny rano ny governemanta, mitady toky sy torohevitra avy amin'ireo manampahaizana manokana any anaty aterineto kosa ireo ray aman-dreny manana zaza mbola kely.
Ireo mpitsoam-ponenana Palestiniana very any Lybie
Anisan'ireo lahatsoratra momba ny Fihetsehana tany Lybie 2011 ity lahatsoratra ity. Ireo vahoaka any Libiae, izay mirotsaka an-tsehatra amin'ny ady ho an'ny demokrasia ary manohitra an'i Muammar Gaddafi sy ny miaramilany,...
Tonizia: Krizin'ny mpitsoa-ponenana ao an-tsisintanin'i Libya
Ny sisintany misy eo amin'i Tonizia sy i Libya dia nahatazanana ny firohotry ny mpitsoa-ponenana maro be hatramin’ ny nisian'ny fitroarana tao Lybia. Sady lava no sarotra ny dia mamonjy...