Tantara mikasika ny Mpitsoa-ponenana tamin'ny Aogositra, 2017
Nandravarava Tao Bangladesh, India sy Nepal Ny Tondradrano Mahatsiravina
Olona miisa 6 tapitrisa farafahakeliny no niharan'ny tondradrano tao amin'ny faritr'i Terai ao Nepal ary fonenana maherin'ny 48.000 no tondraky ny rano.
Ny Herinandro Tao Amin'ny Bilaogy Palestiniana: May Izao Tontolo Izao
Raha manatelina an'i Libanona ny lelan'ny ady, mbola mitohy ny fanafihana an'i Gaza. Maro amin'ireo namoy ny ainy no zanaka Palestiniana, ny sasany zara raha herintaona monja, ary satria mikarakara handevina azy ireo ny fianakaviana, mametraka fanontaniana lehibe i Haitham Sabbah hoe: "Ahoana no hanadinoantsika? Ahoana no hamelantsika heloka? "
Kurdistance: Vaovao Farany Momba Ny Tetikasa ONG
Ok, angamba ratsy fipetraka ny lohateny ny lahatsoratra androany, saingy milaza ny tetikasa ONG ireo mpaneho hevitra rehetra... ary hanome rohy fanampiny mikasika ireo tetikasa hafa ONG Kiorda ho anao ihany koa aho.
Indonezia: Mitady Mpilatsaka An-tsitrapo Antserasera Ny Java Quake Help Wiki (Fanampiana Noho Ny Horohorontany)
Ho setrin'ny Fihovitrovitry ny tany tao Java tamin'ny 27 May 2006, nametraka ny Java Quake Help Wiki ny World Wide Help Group ary hatramin'ny nametrahana izany tao anatin'ny 24 ora, mandrindra ny hetsika fanampiana miaraka amin'ireo sampan-draharaha lehibe mpanome fanampiana sy ireo ekipa mpamonjy voina eny ifotony ry zareo.