Tantara mikasika ny Mpitsoa-ponenana tamin'ny Jolay, 2023
Fahafatesana sy fihaikàna ao amin'ny tanàna manan-tantara Okrainiana taorian'ny fandarohana balafomanga rosiana
Olona folo no maty ary 42 no naratra tao Lviv, tanàna feno mpizahatany, volantera sivily, ary ireo mandositra ny fibodoana rosiana any amin'ilany atsimo sy atsinanana Okrainiana.