Tantara mikasika ny Mpitsoa-ponenana tamin'ny Janoary, 2009
Palestina: “Zava-poana ny rehetra eto Gaza – ny fifohana rivotra, ny fihazakazahana, ny fanantenana”
Ato anatin'ity topimason'ny blaogy avy any Gaza ity no andrenesantsika ny antsipirihan'ny fanafihana ny toeram-pitsaboana Al Quds ao amin'ny faritry Tel al-Hawa any amin'ny tananan'i Gaza , avy amina Aostalianina...
Palestina : “Any Gaza, ny maty ihany no nahita ny fiafaran'ity ady ity”
Nahita ny fahalebiazan'ny fahapotehan'i Gaza ireo mponina taorian'ny 3 herinandro nanafihan'ny Israeliana ny tanàna, ary efa manomboka mamerina ny fiainany andavanandro tsikelikely. Ireo mpitoraka bilaogy sasantsasany no manahy ny amin'ny...
Palestina:Tsy manam-basy na fitaovam-piadiana aho, ny filazana ny marina no entiko miady
Anatin'ity topimaso momba ny blaogy avy any Gaza ity, mandre isika ny fitantaràn'ny mpamily fiara mpamonjy voina iray ny fomba iainany ny tahotra, ny fiantraikan'ny fampitandremana nataon'ny IDF nalefa tamin'ireo...
Palestina: Atao vaovao izahay aty Gaza nefa tsy mahita tele akory
Omaly (06 janoary) dia nodarofan'ny Isreliana baomba ny sekoly iray an'ny ONU (Firenena Mikambana) izay ampiasaina hipetrahan'ireo mpitsoam-ponenana ao Jabaliya ka nahafatesana olona 40 eo ho eo. Androany dia nampiato...
Palestina: Mponin'i Gaza ‘voafandrika, mihorohoro, mivarahontsana’
Mandroso hatrany miditra any amin'ny faritra anatin'i Gaza ny tafika Israeliana, ary ny daroka baomban'ny tafika an-dranomasina, an'habakabaka sy an-tanety dia mitohy hatrany. Indreto santionan-kafatra avy amina blaogy vitsivitsy nivoaka...