· Jolay, 2018

Tantara mikasika ny Mpitsoa-ponenana tamin'ny Jolay, 2018

Manome tanana ireo Syriana nafindra toerana ny Jordaniana na dia misisika hanidy ny sisintany aza ny governemanta

Dokotera 250 mahery, mpanampy mpitsabo sy vondrona mpitsabo no nanolo-tena an-tsitrapo sy mipetraka anaty trano lay ao Al-Ramtha mba hanampy izay mitady fitsaboana, ankoatra ny fiantohana ny tsy fiparitahan'ny areti-mifindra na viriosy amin'ireo Syriana nafindra toerana ao amin'ny sisintany. Nisy ireo marary sasany nalefa any amin'ny hopitalm-panjakana Jordaniana.