Tantara mikasika ny Mpitsoa-ponenana tamin'ny Novambra, 2023
Governemanta Kambodziana, UNESCO voarohirohy amin'ny famindram-bahoaka ao Angkor Wat
”Fianakaviana mihoatra ny 10.000 no noterena hafindra toerana hiala ny Angkor Wat “saika ny rehetra ... no voalaza fa voaroaka na noterena handao an'i Angkor taorian'ny vono vorona, fanorisorenana, fandrahonana, ary herisetra nataon'ny manampahefana Kambodziana.”
Manao ahoana ny hevitry ny governemantan'i Jamaika manoloana ireo Haitiana mpitsoa-ponenana?
Misy amin'ireo mpisera media sosialy sy mpiaro ny zon'olombelona no miampanga ny governemanta Jamaikana ho "tsy miraharaha" sy "tsy madio fo" amin'ny fikarakarana ireo Haisiana mpitsoa-ponenana.
Anaty aloky ny ratram-po sy dona efa am-polontaona maro
Andian-taranaka teraka tamin'ny ady izahay, ary hiaina anaty alok'ireo ady izay namela ratra mbola lavitry ny fahasitranana
Mivoady fandriampahalemana i Armenia sy Azerbaijan – amin'izao fotoana izao
Mety hifanaraka mikasika ny fifanarahana fandriampahalemana izay hosoniavina “amin'ny volana ho avy” ihany angamba ny mpitondra Armeniana sy Azerbaijanita.