Tantara mikasika ny Mpitsoa-ponenana tamin'ny Oktobra, 2009
Indonezia: mavesatra ny tarehimarika vokatry ny horohorontany
1 100 no maty tany Indonezia, izay no vokatra farany voaray (alakamisy hariva), ary mbola manohy ny fikarohana ireo mpamonjy voina mitady ireo olona an'anarivony maro tototra any ambany korontana...
Filipina: tondra-drano namoa-doza indrindra tanatin'ny 40 taona
Olona 50 mahery no maty nandritra ny fandalovan'ny rivo-doza “Ondoy” (Kestana) nahazo ny faritra any Manille sy ny manodidina azy rehetra. Niteraka tondra-drano mbola tsy nisy toa azy tato aantin'ny...
Libanona: Hatezerana misonga noho ny fampiatoana ny fanamboarana ny toby Palestiniana
Nirongatra ny fahatezerana sy ireo mpanao fihetsiketsehana noho ny fandraisan'ny governemanta Libaney fanapahan-kevitra hampiato ny fanamboarana tobin'ny mpitsoa-ponenana Palestiniana, Nahr el Bared. Mampiseho ny tsy fahafaliany ao amin'ity lahatsoratra avy amin'i Antoun Issa ity ireo mpitoraka blaogy.
Indonezia: Horohorontany goavana nahazo an'i Sumatra Andrefana
Simban'ny horohorontany indray Sumatra Andrefana, morotsirak'i Padang.