Tantara mikasika ny Mpitsoa-ponenana tamin'ny Desambra, 2018
Any Brezila, filaharana handresena ny tahotra ary hitolomana ho an’ny zon’ireo mpifindra monina
Mpifindra monina an-jatony monina any Brezila no nanao diabe tao São Paulo mba hitaky ny zo bebe kokoa ary hankalaza ny firenena izay nofidiany honenany.
Palestina: Ny manjò ireo vehivavy
Na dia resaka politika tahaka ny mahazatra aza adihevitra maro ao amin'ny tontolon'ny blaogy Palestiniana, nanapa-kevitra ny hiova hevitra aho amin'ity herinandro ity. Raha tokony ho governemanta sy Gaza ary ny patriarika, ny fiodinana amin'ity herinandro ity dia hijery ny ny lohahevitra isan-karazany - lohahevitra momba ny vehivavy aho.
Praiminisitra Iray Hafa Tao Aostralia Naongan'ny Antokony ihany
Ireo tanora vao nisondrotra,hoy izy ireo, dia ho toy ny andian-taranaka izay tokony hotolorana ny zavatra rehetra saingy ry zareo indray no tena be fihetsehampo, tsy mahatombin-tsiraka ary tia tena mieboebo eto amin'ity firenena ity.