Tantara mikasika ny Mpitsoa-ponenana tamin'ny Jolay, 2017
Kurdistance… [Fijoroana Kiorda]
Nitranga tamiko ny zavatra tena mahatsiravina indrindra....ny fifamoivoizam-baovao RSS ho an'ny bilaogy Kiorda, nanjavona avokoa ny vaovao rehetra. Ka amin'ny fiatrehana ny olana, dia hamela olona vitsy ny lahatsoratra androany. Soa fa tsy very ny asako rehetra satria mbola azo jerena ao amin'ny tranonkala bilaogiko ny vaovao RSS rehetra.
Koreana Tavaratra Sady Mpanao Sariitatra Maneho An-tsary Ny Fiainan'ireo Olona Nandositra
Fony mbola kely i Choi Seong-guk dia nidera azy ny mpampianatra noho ny sariny mampiseho ny miaramila Amerikana izay nolazainy fa nataony araka izay azony atao mba ho toy ny " faran'izay ratsy tarehy sy mahery setra indrindra."
Mpanakanto Syriana Mamisavisa Ireo Mpitarika Matanjaka Erantany Ho Toy Ny Mpitsoa-ponenana Marefo
"Ireo mpitarika ireo no anisan'ny tompon'andraikitra tamin'ny fifindra-monin'ny Syriana. Angamba mety hahatsapa izy ireo hoe tahaka ny ahoana izany hoe marefo. "
Ho An'ireo Siriana Mpitsoaponenana Monina ao Jordàna, Mitondra Fanantenana sy Ainga Vao Ho Fanarenana ny Fireneny Ny Asa Fanaovana Gazety
Ho an'ireo Siriana mpitsoaponenana ao Jordàna, manome azy ireo ny traikefa ilainy mba hitantaràna ny tantaran-dry zareo manokana ny Syrians Between Us .
Ejypta: Fetiben'ny Filma Momba ny Mpitsoa-ponenana Ao Kairo
Nanasa ahy tao amin'ny bilaogin'ny Fetiben'ny Filma momba ny Mpitsoa-ponenana Kairo ny wholehearteldy Sudaniya, ka nahita vaovao lehibe momba ireo mpitsoa-ponenana ao Ejypta tao anatin'izany bilaogy izany aho.