Tantara mikasika ny Lalao Olaimpika tamin'ny Novambra, 2015
Vehivavy Nomena Voninahitra Noho Ny Zavabitany Ho An'ny Fanatanjahantena
Notoloran'ny Kaomity Olaimpika Iraisampirenena (IOC) fankasitrahana ireo olomalaza sy fikambanana izay nanampy nampivoatra sy nampiroborobo ny fandraisana anjaran'ny vehivavy amin'ny sehatra rehetra eo amin'ny fanatanjahantena