Tantara mikasika ny Lalao Olaimpika tamin'ny Aogositra, 2017
Shina: Nihazona Saina Manoloana Ny Kianja Olaimpika Ny Mpanao Fihetsiketsehana Tibetana
Mbola miandry ny antsipirihany bebe kokoa, kanefa ao an-toerana ny bilaogeran-dahatsary Qik.com Noel Hidalgo ary manome fanavaozam-baovao amin'ny alàlan'ny Twitter. Ity misy lahatsary iray izay nalainy minitra vitsy teo aloha tsy lavitra ny tranom-borona Olaimpika :
Shina: Lalaon-Tabataba
Mpanesoeso hatrany kanefa tsy mpankahala velively, namoaka azy ity androany (ary io ihany) ilay bilaogera mpanao hatsikana Wang Xiaofeng tamin'ny lohateny hoe 'lalaon-tabataba ', kilalaon-teny Shinoa iray manoloana ny Lalao Olaimpika