Tantara mikasika ny Lalao Olaimpika tamin'ny Jolay, 2016
Atleta Rosiana Voamarika ho “Mpamadika” Noho Ny Fandraisany Anjara Amin'ny Lalao Olaimpika Any Rio

Ifarimbonan'ny mpisera aterineto any Rosia gidragidraina ilay mpanao vikindava Darya Klishina noho ny fanekeny handray anjara eo ambany faneva tsy miandany amin'ny lalao olaimpika fahavaratra any Rio.