· Oktobra, 2018

Tantara mikasika ny Lalao Olaimpika tamin'ny Oktobra, 2018

Shina: Niala i Liu Xiang ary Malahelo Izahay

  31 Oktobra 2018

Nanohina an'i Shina ny Alatsinainy teo ny fahenoana fa naratra ny tongotr'i Liu Xiang ary tsy afaka ny hifaninana mandritra ny fotoana voafetra izy. Naverin'i He Caitou navoaka tao amin'ny Baidu ilay resaka ny fanehoankevitra iray nivoaka iray volana lasa izay, nilazan'ny olona iray fa nanofy ny zava-nitranga ny tenany.