Tantara mikasika ny Lalao Olaimpika tamin'ny Febroary, 2022
Peng Shuai, ilay kintan'ny tennis sy ny Profesora Gulnar Obul: avy any am-pahababoana dia lasa mpilalao sarimihetsika
Môdely mitovitovy no nasehon'ny zara sy lahatra ho an'ilay kintan'ny tennis sy profesora iray izay nanakiana ny fitantanan'i Shina. Nivadika ho fanohanana an-tery nataon'ny vahoaka ilay kiana.