Tantara mikasika ny Lalao Olaimpika tamin'ny Febroary, 2015
Onjanà “Bot” Miezaka Mampahatsiahy Ny Rosiana Ny Fotoana Mamy Tamin'ny Lalao Olaimpika

Eo ampiatrehana krizy ara-toekarena sy ady mitam-piadiana ao Okraina, misy ny ezaka iraisana alefa amin'ireo onjampeo rehetra mba hampahatsiarovana ny Rosiana ny momba ny tsingerintaonan'ny fandresen'ny firenena tamin'ny Lalao Olaimpika..