Tantara mikasika ny Lalao Olaimpika tamin'ny Jolay, 2012
Kenya: Fampianarana Taranja “Toraka Lefona” Amin'ny YouTube
Julius Yego, Afrikanina Kenyana tompondaka nasionaly teo amin’ny taranja “javelot na toraka lefona”, no nandresy nandritra ny fifaninanana atletisma tao Finlady tamin’ity herinandro ity. Taorian'ny fampiasany YouTube mba hanatsarany ny...
Bahrain: Tsy Mandray Anjara Amin'ny Lalao Olaimpika
Ny zanaka lahin'i Mpanjaka ao Barhain, ny Printsy Nasser Bin Hamad Al Khalifa no mpitarika voalohany momba ny fanatanjahatena ao Bahrain; tsy nofidiana ara-demokratika fa notendrena tahaka ireo fianakaviany, izay...
Hong Kong: Fihaonamben'olona An'Aliny Manohitra Ny Fanabeazam-Pirenena
Ilay fandaharam-pianarana vaovaon'ny fanabeazana fototra "mena" nahabe resaka dia mitohy niotrika tamin'ny herinandro lasa ary nanatevin-daharana ireo vondronà mpianatra sy mpampianatra voakasik'izany ireo fikambanan'ny ray aman-dreny mba hanakana ny governemanta amin'ny fampidirana ilay fandaharam-pianarana amin'ity Septambra ity
Manantena Ny Fandresen'ireo Atleta Valo Solontenany i Panama
Efa vonona i Panama handray anjara amin'ny lalao Olaimpika ao Londres miaraka amin'ireo atleta fito hifaninana amin'ny taranja atletisma, ady totohondry, judo, lomano ary taekwondo. Vitsivitsy ihany ny solontena saingy na dia...
Arabia Saodita : Nolazaina Fa Mpivaro-tena Ireo Solontena Vehivavy Voalohany Amin'ny Lalao Olaimpika
(Amin'ny teny anglisy sy Arabo avokoa ny rohy rehetra) Atleta vehivavy roa no hisolontena an'i Arabia Saodita mandritra ny lalao Olaimpika 2012 atao any Londres, nanomboka ofisialy omaly izany (...
UK: Nanjavona Tsy Teo Amin'ny Làlam-be Olaimpika Tao Londona Ny Sainam-Pirenen'i Taiwan
Nanontany tna ny Taiwanais hoe lasa nankaiza ny sainam-piree'izy ireo rhefa nanjavona teo amin'ny fampirantiana tao an-dalamben'i Regent Street tao Londona. Ny sainam-pirenena hafa rehetra dia nijanona nihantona teo hatrany niarahaba ny fahatongavan'ireo solontena avy amin'izao tontolo izao ho amin'ity lalaon-dohataona ity.
Hifaninana Eo Ambanin'ny Sainan'ny Lalao Olaimpika Ilay Sodaney Tatsimo Mpihazakazaka Lavitr'ezaka
Tsy hihazakazaka eo ambanin'ny sainam-pirenen'i Sodana Atsimo ilay mpihazakazaka lavitr'ezaka Guor Marial mandritra ny Lalao Olaimpika ao Londona. I Sodana Atsimo, izay nahazo ny fahaleovantenany tamin'ny taona lasa, dia mbola tsy ankasitrahan'ny Kaomity Iraisam-pirenenan'ny Lalao Olaimpika.
Arzantina: Mandefa Sary Avy Amin'ny Twitter Ny #London2012 Ireo Atleta
Andro vitsy monja nialohan'ny fanombohan'ny Lalao Olaimpika any Londona, nizara ny sari'izy ireo teo am-pahatongavana ireo atleta arzantina tamin'ny alàlan'ny Twitter sy Facebook.
Mali: Loha Mitraka No Entin'ireo Atleta Miatrika Lalao Olaimpika Any Londona
"Many people believed that Mali would be absent from the London Games because of the political and security situation in our country .. But we will definitely be in London and our goal is to prove to the whole world that in spite of our struggles, our country is still standing." - Malian National Olympic Committee President
Pero: Miomana Ho Amin'ny Lalao Olaimpika 2012 Any Londona
Andro vitsy monja mialoha ny hiantombohan'ny Lalao Olaimpika 2012 any Londona, maneho hevitra ireo Peroviana mpampiasa aterineto momba ity hetsika ara-panatanjahantena lehibe ity.