Tantara mikasika ny COVID-19 tamin'ny Marsa, 2021
Nampitandrina ny mpitsikera fa mety hanimba ny demokrasia ny hamehana ara-pahasalamana any Malezia
"Tsy tokony horaisina ho fahavalo sy hifanehitra amin'ny miaramila ny olon-tsotra."
“Fotoana niadanan'ireo fanon-dranomasina” hoy ny ministera ao Trinidad & Tobago na teo aza ny fitomboan'ny fihazàna azy
Ao anatiny indrindra izao ny vanimpotoana fanatodizan'ny fanon-dranomasina 'luth', saingy mivonona hitolona ireo vondrona mpiaro ny fano manoloana ireo fepetra momba ny COVID-19, izay manakana amin'izao fotoana izao ny asa fisafoana isanalina ataon-dry zareo eny amin'ny torapasika mba hiarovana ireo sokatra.
COVID-19 : ao Espaina, namorona vola virtoaly ny mponina mba hiatrehana ny krizy
Indro ny ohatra iray mampiseho fa miara-dàlana ny firaisankina sy ny teknôlôjia, ary ny fivoahana amin'ny fahasahiranana ara-toekarena dia tsy maintsy handalo amin'ny fivadihana mankany amin'ny nomerika.