Tanora telo ao Melbourne, aingampanahy ho an'ny maro noho ilay tranonkala fanjohian-dry zareo ny angondrakitra momba ny COVID-19Tanora Aostraliana telo mpitarika amin'ny fampitàna angondrakitra COVID-19 ao AussieMpanoratra Kevin RennieNandika avylavitra28 Septambra 2021
Nanosika ny fianakaviana Armeniana ho any amin'ny fahantrana ny COVID-19Maro ny tolo-tanana indray mipalaka nataon'ny governemanta tamin'ny taona 2020Mpanoratra Chaikhana.mediaNandika Andriamifidisoa Zo24 Septambra 2021
Nahazo alalana avy amin'ireo mpitantana ao an-toerana ny fihaonamben'ireo mpanohitra vakisiny ao TorkiaIzany no fihetsiketseham-panoherana goavana indrindra notanterahan'ny anti-vakisiny ao TorkiaMpanoratra Arzu GeybullayevaNandika Andriamifidisoa Zo21 Septambra 2021
Ny hafainganan'ny siokan'i Nicki Minaj mandiso momba ny vaksiny COVIDTsikaritra ho nanao fandisoam-baovao ary nialana. Mandiso fanantenana sy mampidi-dozaMpanoratra Janine Mendes-FrancoNandika Raveloaritiana Mamisoa20 Septambra 2021
Inona marina no tena sainin'ny vahoaka japoney tamin'ny Olaimpika?Manome hevitra sasantsasany ny Twitter APIMpanoratra Nevin Thompson, Kazuki IchidaNandika Harentsoa Tsiky Rakotoson17 Septambra 2021
Nanitatra ny fitondrana fanokana-toerana manokana i Azerbaijan Nanitatra ny fitondrana fanokana-toerana manokana hatramin'ny 1 Novambra 2021 i Azerbaijan Mpanoratra Arzu GeybullayevaNandika Liva Andriamanantena10 Septambra 2021
Mpanao hetsipanoherana ny fanaovana vaksiny, nanao bemidina tao amin'ny haino-vaky-jerim-panjakana, nandrahona mpanao gazetyOlona lavin'ny maro, mitarika fikambanana miaro ny zo tsy hatao vaksinyMpanoratra Filip StojanovskiNandika avylavitra08 Septambra 2021
Niteraka mahery fon'ny COVID-19 tsy nahy tao Aostralia ny fahadisoan-tsoratra Ken Behrens-CanberransSoratry ny FAVO mampihevaheva kely ny renivohitry ny firenenaMpanoratra Kevin RennieNandika Raveloaritiana Mamisoa06 Septambra 2021