Mampihomehy an'izao tontolo izao ilay fandefasana ny matson'ireo voron-drano ‘penguins” ao AostraliaMpijery nihoatra ny iray tapitrisa nandritra ireo alina roa voalohanyMpanoratra Kevin Rennie Nandika avylavitra31 Aogositra 2020
Sary avy ao Kiobà mandritra ny fihibohanaSary nandritra ny fihibohana tao KiobàMpanoratra Periodismo de Barrio Nandika avylavitra27 Aogositra 2020
Spiderman manao sarontava sady mamalifaly ny ambanivohitr'i Melbourne anaty fihibohanaMiezaka manambony ny maoraliny mandritra ny valan'aretina ny Melborniana.Mpanoratra Kevin Rennie Nandika Salohy Randriafanomezantsoa21 Aogositra 2020
Fotoana izao hiatrehana ny fahasalaman'ny saina aty aorian'ny COVID-19Marary mijaly mirediredy, dona sy rarin-tsaina taorian'ny fitsaboanaMpanoratra Joel Herrera Nandika (en) i Ellie Weekes, avylavitra20 Aogositra 2020
Nanery an'i Pakistan hihiboka indray ny OMS rehefa nitombo ny trangana coronavirus "Fihibohana mahomby" hitsongoana dia, hanaovana fitiliana ary hanokana-monina.Mpanoratra R Umaima Ahmed Nandika Liva Andriamanantena09 Aogositra 2020
Brezila, navadik'ireo mpakasary ho toy ny trano fanasàna sary hanehoany ny fihibohan-dry zareo ny trano fonenanyTeknina ahafahana manipy ny sary avy any an'arabe izy ityMpanoratra Giovana Fleck Nandika (fr) i Laila Le Guen, Imanoela Fifaliana07 Aogositra 2020
Iharan'ny fihazana tsy ara-dalàna ny biby mpirenireny srilankey mandritra izao areti-mandringana izaoVetivety isika dia ho very zava-drehetra an'ny natiora."Mpanoratra Rezwan Nandika Andriamifidisoa Zo04 Aogositra 2020