Tantara mikasika ny COVID-19 tamin'ny Jolay, 2020
Very asa, tsy manan-tsafidy: Mpiasa mpifindramonina Myanmar tavela tao Thailandy nandritra ny COVID-19
"Hatramin'ny nikatonan'ny toeram-piasako, tsy manambola tavela intsony aho, tsy haiko hoe aiza aho no hahita asa. Miaina ao amin'ny tobim-panorenana miaraka amin'ny zanakolahy efa-taona aho.."
Abaribarin'ny valanaretina COVID ny fitiavantenan'ny tafika amerikàna mitoby ao Okinawa
Nanomboka ny 11 Jolay, tsikaritra tany amin'ireo toby amerikana ao Okinawa ny fifindran'ny valanaretina COVID-19.
Mitombo ny tranga COVID-19 ao Kamerona, mpitondra fivavahana iray milaza fa mety ny raokandrony
Nisy ihany ny fisalasalana rehefa nanao fanambarana ny Arseveka Samuel Kleda avy ao amin'ny arsidiôsezin'i Douala ao Kamerona fa nahita ny itsaboana ny COVID-19 izy tamin'ny Avrily 2020
Soroka miara-milanja venezoelana hanome sakafo ho an'ny beantitr'i Caracas
"Tsy afa-mamarana ny fahantrana izahay, saingy afa-manao izay kely vitanay hanampiana ireo tena mila izany indrindra, izay betsaka ato amin'ny firenena."