Tantara mikasika ny COVID-19 tamin'ny Aogositra, 2022
Miomana hampihatra rafitra kaody ara-pahasalamana sy fampiharana fikarohana ireo nifandraisana, mitovy amin'ny ao Shina, i Hong Kong
Mety hampihatra rafitra kaody ara-pahasalamana mitovy amin'ilay ampahany miloko telo an'ny tanibe Shina i Hong Kong mba hampihenana ny fihanaky'ilay valanaretina COVID farany, araka ny voalazan'ny lehiben'ny fahasalamana vaovao ao an-tanàna.