Tantara mikasika ny Ekoatora

Amerika Latina: ny mpivaromandeha any anaty bisy

  26 Mey 2018

Hita any amin'ny tanàndehibe rehetra any Amerika Latina ity fisehoan-javatra manaraka ity. Ao an-tanàndehibe, miakatra anaty bisy ny olona iray, na tanora na antitra, na lehilahy na vehivavy, miditra vetivety ao anaty fiara, misaotra ny mpamily namela azy ary avy eo mandeha amin'ny lalantsara mba hampiseho ny entany amin'ny mpandeha......

Ekoatora: Tsy Handoa Ny trosa Ivelany Intsony

  24 Mey 2018

[...] nambaran'ny filoha ekoatoriàna Rafael Correa fa tsy handoa ny ambin-trosany ivelany intsony ny fireneny. [...] Ny fandàvana tsy handoa ilay trosa dia hahafahan'ny fanjakàna mandany misimisy kokoa ho an'ny fandaharanasa sôsialy.

Ekoadaoro: Fanendahana Tao Anaty Bus Tany Guayaquil

  12 Janoary 2018

Zava-misy isan'andro ho an'ny Ekoadaoreana maro, na eny an-dalambe na amin'ny fiainana andavanandro ny heloka bevava . Araka ny nasehon'ilay bilaogera José Andrés López Alvarez, izay nanatri-maso ny heloka bevava iray raha tao anaty bisy tao an-tanàndehiben'i Guayaquil izy.

Fantaro Ny Aterineto Any Atsimon'i Ekoadaoro

  11 Desambra 2017

(Marihina fa tamin'ny 13 Aprily 2007 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy) Sarin'i Loja, Ekoadaoro avy amin'i Milton Ramirez Firenena iray kely fahazoana aterineto i Ekoadaoro ary mila manangom-bola ny ankamaroan'ny mpisera Ekoadaoriana mba handehanana any amin'ny cybercafe iray na mba handoavany manokana ny saran'ny fifandraisana izay lafo. Mahaliana kokoa ny...