Tantara mikasika ny Ekoatora tamin'ny Aogositra, 2017
Any Anivon'ny Amazonia Ekoatoriana, Manampy Amin'ny Fizotry ny Fanapahankevitry ny Vahoaka Hizaka Tena ny Serasera Dizitaly
Any Ekoatera, ampiasain'ny vondrom-piarahamonina kichwa any Sarayaku tanteraka ny fahefan'ny teknolojia dizitaly mba hitantaràna ny tantaran'ny tolona maharitra ataony ho amin'ny zon'ny tany.
KarmaTube: Mampiroborobo Ny Fanovana Amin'ny Alalan'ny Fizarana Lahatsary/KarmaTube : Promouvoir le changement par le partage de vidéos
KarmaTube dia sehatra fifampizaràna lahatsary antserasera mba handefasana lahatsary fohy sy ny antony [ araka ny nofaritan'izy ireo] ao amin'ny Habaka. Manolotra anareo ny Skateistan avy any Afghanistan izahay , ny Seeds of Light avy any Afrika Atsimo, ary ny Barrios de Paz avy any Ekoadaoro amin'ny alàlan'ny KarmaTube.
Ekoadaoro: Vondrona Ara-tsosialy Manao Dia Be Ho Fankalazana ny Andron'ny Asa
Toy ny firenena maro manerana izao tontolo izao, nankalaza ny Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Mpiasa rehefa 1 May ny Ekoadoriana. Lasa andro ara-tantara iray nitoloman'ny mpiasa rehetra manerana ny firenena hanànana fepetram-piasàna tsaratsara kokoa, na efa natao ho andro tsy fiasana tamin'ny fomba ofisialy aza izany tao amin'ny firenena tamin'ny 1915.