Tantara mikasika ny Ekoatora tamin'ny Aogositra, 2019
Ekoadaoro : Mampiroborobo ny kolontsain'ny indizeny Saraguro
Mirehareha amin’ny maha mpikambana azy ao amin’ny kolontsain'ny indizeny Saraguro any Ekoadaoro i Angel Gualan. Nanao dingana izy hampiroboroboana ny kolontsainy, ny dihy sy ny sakafo amin’ny alalan’ny fampiasana ny bilaoginy, mba hahafan’ny hafa mahatakatra kokoa ity vondrona indizeny ity.