· Janoary, 2018

Tantara mikasika ny Ekoatora tamin'ny Janoary, 2018

Ekoadaoro: Fanendahana Tao Anaty Bus Tany Guayaquil

  12 Janoary 2018

Zava-misy isan'andro ho an'ny Ekoadaoreana maro, na eny an-dalambe na amin'ny fiainana andavanandro ny heloka bevava . Araka ny nasehon'ilay bilaogera José Andrés López Alvarez, izay nanatri-maso ny heloka bevava iray raha tao anaty bisy tao an-tanàndehiben'i Guayaquil izy.