Tantara mikasika ny Ekoatora tamin'ny Avrily, 2018
Manoratra Bilaogy Any An-tsesitany
Mety antony hafa no mahatonga ny olona hanao sesitany ny tenany fa tsy ny fanaovana bilaogy irery ihany.
20 Taona Aty Aorian'ny Tsy Fanamelohana ny Fanambadian'ny Mitovy Fananahana Ao Ekoatora, Mbola Voasazy Foana Ny Vondrom-piarahamonina LGBTI
Ato amin'ny ampahany voalohany, angonitsika ny fijoroana vavolombelona izay maneho ny fifanoheran'ny fanokana-monina an-terisetra ireo olona LGBTI amin'ireo fivoaran-dalàna vao haingana izay manamafy ny zon'ny olompirenena.
Mampiseho Ny Fakàna An-keriny An'ireo Mpanao Gazety Ekoadaoreana Roa Fa Mbola Lavitra Ny Lalan'ny Fandriampahalemana Ao Kolombia
"Fijoroana mangina, mampalahelo... tsapa lalina. Androany alina, nihaona tao Plaza Grande izahay mpanao gazety sy naman'ireo mpiara miasa telo nalaina an-keriny"