· Desambra, 2012

Tantara mikasika ny Ekoatora tamin'ny Desambra, 2012

Noafahana ilay Bilaogera Ekoateriana Paúl Moreno

  05 Desambra 2012

Ny folakandron'ny 3 desambra i Paúl Moreno, ilay Bilaogera Ekoateriana nosamborina fa hoe niditra an-tsokosoko amin'ny firafitry ny solosaina sy ny antonta-kevitra ao aminy no noafahana. Noporofoin'i Moreno manko fa tsy manana ny firafi-piarovana sahaza azy ny tranonkalan'ny governemanta datoseguro.gov.ec [es] hahazoana antontan-kevitra momba ny olom-pireneny.