Tantara mikasika ny Ekoatora tamin'ny Septambra, 2015
Mpanao gazety Ekoadaoreana voaroaka noho ny sioka manitsinitsy
Nilaza tamin'ny fomba ofisialy ny gazety fa ny fandroahana azy dia vokatry ny tsy firaharahiany ny "fangatahana ampitiavana" natao volana maro lasa izay “hanaovany ny fomba tsara indrindra amin'ny taridalana ao amin'ny tambajotra sosialy.”