Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Oktobra, 2010

Tantara mikasika ny Ekoatora tamin'ny Oktobra, 2010

Ekoatora: Fiampangana sy Fanombanana Taorian'ny Fihokoan'ny Polisy

Tombana sy fomba fijery mifangaro no nipongatra taorian'ny fihokoan'ny polisy eto Ekoatora, nampitaina teo noho eo tamin'ireo tambajotra sosialy. Nisy fanonganam-panjakana ve teto amin'ny firenena? Ny tontolon'ny fitorahana bilaogy dia mandalina ny resaka sivana, ny fanapariaham-baovao an-tery manerana ny firenena, ny fifanilihana andraikitra sy ny valim-panontaniana, "Inona izao no mitranga...

Ekoatera : Mpitsara lalao baolina kitra taloha tratra nanondrana zava-mahadomelina tany Etazonia

Taitra sady gaga tamin'ny vaovao mahakasika ny anankiray amin'ny olom-pireneny ny vahoaka any Ekoatera : tamin'ny herinandro lasa teo, ilay mpitsara baolina kitra Byron Moreno Ruales no tratra tao amin'ny seranam-piaramanidina JFK ao New York, saika hanondrana zava-mahadomelina 6 kilao nafeniny tany amin'ny tenany. Mpitsara lalao tsy azo hiadiana hevitra...