Tantara mikasika ny Ekoatora tamin'ny Aogositra, 2015
Nofoanan'i Ekoatora Ny Vizà (fahazoan-dàlana) Ho An'ilay Frantsay-Breziliana Mpanao Gazety Niharan'ny Herisetra Nandritry Ny Fihetsiketsehana
"Nitombo ny habibiana atao amin'ireo mpanao gazety, ny media sy ireo mafàna fo ao Ekoatora, ary lasa mateti-pitranga ny famelezana ny fahalalahana maneho hevitra."