Tantara mikasika ny Ekoatora tamin'ny Desambra, 2016
Tatitra Tsy Miankina Manolotra Fahitana Manahirana Momba Ny Zo Nomerika Ao Ekoatera
Ny sehatra nomerika Mil Hojas sy Usarios Digitales dia mampiseho tatitra hafa noho ny an'ny Filankevitry ny Firenena Mikambana momba ny Zon'Olombelona ho anisan'ny Fandinihana ara-potoana ny Zon'olombelona manerana izao tontolo izao.